Aoka izay ny tahotra…, Izaho ilay Velona mandrakizay
N’aie pas peur…, je suis vivant pour l’éternité!
««…Aoka izay ny tahotra! Izaho no Voalohany sy Farany, dia ilay Velona; efa maty Aho, nefa indro velona mandrakizay mandrakizay, sady manam-pahefana amin’ny fahafatesana sy amin’ny Toeran’ny maty.» (Apôkalipsỳ 1:17-18)
«…N’aie pas peur. Moi, je suis le premier et le dernier, le vivant. J’ai été mort, et voici : je suis vivant pour l’éternité ! Je détiens les clés de la mort et du séjour des morts.»
(Apocalypse 1:17-18)
Actes 5.12-16
Apocalypse 1.9-19
Jean 20.19-31