Fitondrantena madio sy marina ary tsy manan-tsiny toy ny fitondran’ny ray ny zanany

(agir d’une manière parfaite et juste: être pour chacun ce qu’un père est pour ses enfants)

« … Madio sy marina ary tsy manan-tsiny ny fitondrantenanay teo anoloanareo…toy ny fantatrareo fa tahaka ny ray amin’ny zanaka no namporisihanay sy nampiononanay anareo isam-batana sy nananaranay mafy anareo, nampirisika anareo izahay sy nampahery anareo ary nananatra anareo mba hanao fitondrantena mendrika an’Andriamanitra, dia ilay Andriamanitra Izay miantso anareo hiditra ao amin’ny Fanjakàny sy ny voninahiny »

(1 Tesalônisianina 2:10-12)

« …Nous avons agi d’une manière parfaite et juste…Vous savez aussi que nous avons été pour chacun de vous ce qu’un père est pour ses enfants, vous exhortant, vous consolant, vous conjurant de marcher d’une manière digne de Dieu, qui vous appelle à son royaume et à sa gloire »

Lectures :

Malachie 2.1-10

1 Thessaloniciens 2.6-13

Matthieu 23.1-12

 

 

D’autres messages disponibles en podcast !