FLYER GARDEN PARTY V2

 

 

Ry havana rehetra ao amin’ny Tompo,
Ho aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo.
Am-pifaliana no hanasana anareo hanatrika ny lalao an-jaridaina « Garden Party » izay karakarain’ny FPMA Aix-Marseille noho ny faha 60 taonany ny alatsinain’ny Pentekositra 5/06/17.
Toy izao manaraka izao ny fandaharana:
10:00 -19:00:
  • Lalao isan-karazany (fifaninana baolina kitra, kanetibe, karatra, daomy, fanorona), koràna maro samihafa, fampirantiana.
  • Fialana hetaheta sy tsakitsaky ary sakafo amin’ny vidiny mirary.
  • Kitonotono, masikita, vary amin’anana…
  • Amidy eny an-toerana ny Tee Shirt sy Polo 60 taona.
19:00 – 21:00 :
  • Rindran-kira miaraka amin’ny tarika fanta-daza eran-tany EXO izay tsy hisy vidim-pidirana fa rakitra no ho tatazana.
Toerana:
Salle des fêtes des Platanes Roger Baudun

Route de Sisteron – Les Platanes

13100 Aix-en-Provence 

Tongava maro ary ento ny havana aman-tsakaiza,
Ny Vaomieran’ny faha- 60 taona
Ny Komitin’ny Tafo
————————————————————————————
Chers Frères et Soeurs en Christ,
Que la Grâce et la Paix vous soient données de la part de Dieu le Père et de Jésus-Christ notre Seigneur,C’est avec grand plaisir que nous vous invitons à la ‘GARDEN PARTY’ que nous organisons le lundi 5 juin 2017, pour célébrer, en toute convivialité le 60ème anniversaire de l’Eglise Protestante maagasy d’Aix-Marseille (FPMA). 

Au programme de cette journée:

10:00 – 19:00: 
– Diverses Animations, jeux, sport, projections et expositions
– Plancha, Barbecue géante (Masikita).
– Plats malgaches.
– Vente des Tee Shirt et Polo du 60ème
19:00: Concert avec le Groupe Exo en libre participation.

Nous vous remercions par avance d’en informer vos proches et vous attendons donc nombreux le:
le lundi 5 juin 2017, à partir de 10h, 
Salle des fêtes des Platanes Roger Baudun

Route de Sisteron – Les Platanes

13100 Aix-en-Provence 

A DIEU SEUL SOIT LA GLOIRE!
La Commission du Jubilé,
Le Comité Paroissial