Faly miarahaba antsika rehetra amin’izao Asaramanitra izao!
Ho taona zina ho antsika mianankavy anie ity taona vaovao izay omen’ny Tompo antsika ity. Taona hanjakan’ny fifankatiavana, fifamelan-keloka ary firaisan-kina.
Ho kristiana mitahy sy mitondra fitahiana ho an’izao tontolo izao tokoa anie isika!
Mirary soa
Ny Birao Fpmaam
Ny fotoam-pivavahan dia ny alahady 01 janoary 2011 amin’ny 3ora sy sasany tsy diso ao amin’ny 4, rue Villars 13100 Aix-en-Provence.
Raha mila fandaharana ianao dia tsindrio ny:
Programme 1 janoary 2012