ZAIKABE-PARITANY – Nice

http://sud-est.fpma.net/

Voir la source

ZAIKABE-PARITANY FPMA
FARITANY ATSIMO-ATSINANANA
NICE – 4 sy 5 febroary 2012

KRISTIANA MITENY HO AMIN’NY FAHASOAVANA

Toerana :

Relais International de la Jeunesse « CLAIRVALLON », Cimiez
(26, Av. Scudéri 06100 NICE)

Lohahevitra :

 » Aoka ho mahatehotia sy mahasoa mandrakariva ny teny ataonareo… » (Kol 4:6a)

« Que vos paroles soient toujours agréables et pleines d’intérêt » (Colossiens 4:6a)

Asabotsy 4 febroary 2012

9.30 – 10.30 Fandraisana ny mpizaika
10.30 – 11.30 Fotoam-pivavahana fanokafana
11.30 – 12.00 Fandraisana ireo efitrano fatoriana
12.00 – 14.00 Sakafo atoandro
14.00 – 17.00 Conférence / Ateliers
16.45 – 17.15 Gouter
17.00 – 18.30 Fivorian’ny Sampana Iraisana
18.30 – 20.30 Sakafo hariva
20.30 – 22.30 TAKARIVA
22.30 Famaranana ny takariva

 

Alahady 5 febroary 2012:

7.00 – 8.00 Asa sy fampaherezana
8.00 – 9.00 Sakafo maraina
9.00 – 9.30 Vokatra faritany
9.30 – 10.30 Asa Fandravonana Ateliers
10.30 – 11.00 Fivorian’ny Sampana Iraisana
11.00 – 13.00 Sakafo atoandro
13.00 – 13.30 Fandehanana mankany am-piangonana
13.30 – 15.30 Fotoam-pivavahana famaranana
15.30 Famaranana ny Zaikabe / Fodiana

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *