Message du 23 février 2020 « Aoka ianareo ho tanteraka toy ny fahatanterahan’ny Rainareo izay any an-danitra. » Soyez donc parfaits, comme votre Père dans les cieux est parfait ! » (Matthieu 5:48) Lévitique 19.1-2,17-18 1 Corinthiens 3.16-23 Matthieu 5.38-48
Auteur : admin
Programme culte 9 février 2020
http://fpmaam.org/home/wa_files/Culte_090220_online.pdf
Mpamafy Noel
Zanak’i Davida miantso ny zanak’i Timeo quand le fils de David rencontre le fils de Timée, «Dia nijanona Jesosy ka niteny hoe: Antsoy ilay jamba. Ary niantso azy ny olona ka niteny taminy hoe: Matokia, mitsangàna fa miantso anao Izy » «Jésus s’arrête et dit : « Appelez-le. » Les gens appellent l’aveugle en lui […]
SOUSCRIPTION VIALAR
Ry havana rehetra ao amin’ny Tompo, Ho aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo. Am-pifaliana no hanasana anareo hanatrika ny lalao an-jaridaina « Garden Party » izay karakarain’ny FPMA Aix-Marseille noho ny faha 60 taonany ny alatsinain’ny Pentekositra 5/06/17. Toy izao manaraka izao ny fandaharana: 10:00 -19:00: Lalao isan-karazany (fifaninana baolina […]
Fiangonana mitahiry zava-tsoa ao am-pony ary manambara zava- tsara amin’ny vavany « Fa i Maria kosa dia nitadidy izany teny rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony. Ary ny mpiandry ondry dia niverina nankalaza sy nidera an’Andriamanitra noho ny zavatra rehetra izay reny sy hitany, araka izay nolazaina taminy » «Marie retient tout ce qui s’est passé, […]
Andriamanitra avy monina amintsika Dieu vient habiter au milieu de son peuple «Ary ny Teny dia tonga nofo (olombelona) ka nonina teto amintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra mendrika ho an’ny Lahitokana avy tamin’ny Ray sady feno fahasoavana sy fahamarinana.» (Jaona 1:14) «La Parole est devenue un homme, et il a habité parmi nous. […]