Psaumes

Les Psaumes et la poésie.   De tous les Livres de la Bible ,celui des Psaumes occupe une place à part, il est à coup sur le plus utilisé .Juifs et chrétiens y trouvent une réserve inépuisable de prières pour toutes les circonstances de la vie, mais il n’est pas rare de voir des gens… Poursuivre la lecture Psaumes

Publié le

Fiangonana mandray sy mivelona amin’ny Fanahin’ny fiadana – audio

  “Recevoir et vivre par l’Esprit de paix” “Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy; Raiso ny Fanahy Masina.” “Je vous dis donc ceci: laissez le Saint-Esprit diriger votre vie, et vous n’obéirez pas aux désirs qui animent l’homme livré à lui-même.”. (Jean 10: 20)   Actes 2 : 1-11… Poursuivre la lecture Fiangonana mandray sy mivelona amin’ny Fanahin’ny fiadana – audio

Publié le

Fiangonana nalain’Andriamanitra ho an’ny tenany – message audio

Fiangonana nalain’Andriamanitra ho an’ny tenany Église d’un peuple racheté Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, « fanjaka-mpisorona, firenena masina » (Eks. 19.6), olona nalain’Andriamanitra ho an’ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran’ilay niantso anareo hiala tamin’ny maizina ho amin’ny fahazavany mahagaga; (1 Petera 2:9) Vous, au contraire, vous êtes un peuple choisi, des prêtres royaux, une nation sainte,… Poursuivre la lecture Fiangonana nalain’Andriamanitra ho an’ny tenany – message audio

Publié le

Fiangonana manorina ny finoany sy ny fanantenany amin’Andriamanitra (audio)

  Fiangonana manorina ny finoany sy ny fanantenany amin’Andriamanitra Mettre sa foi et son espérance en Dieu Izy no mahatonga anareo hino an’Andriamanitra, Ilay nanangana Azy ho velona avy any amin’ny maty sy nanome voninahitra Azy, mba hiorenan’ny finoanareo sy ny fanantenanareo amin’Andriamanitra. (1 Petera 1:21) C’est par le Christ que vous croyez en Dieu,… Poursuivre la lecture Fiangonana manorina ny finoany sy ny fanantenany amin’Andriamanitra (audio)

Publié le

Mpamafy – Paska 2014

L’édition est disponible en ligne                     MPAMAFY PASKA 2014 online

Publié le

Fiangonana miravoravo amin’ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra (audio)

Fiangonana miravoravo amin’ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra   Se réjouir d’une joie indescriptible et glorieuse   Izay,na dia tsy mbola hitanareo aza,dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza anefa,satria inoanareo,dia iravoravoanareo amin’ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra (1 Petera 1 : 8 )   Manam- pitiavana an’i Jesoa… Poursuivre la lecture Fiangonana miravoravo amin’ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra (audio)

Publié le