Vie de l’Eglise

ZAIKABE-PARITANY – Nice

http://sud-est.fpma.net/

Voir la source

ZAIKABE-PARITANY FPMA
FARITANY ATSIMO-ATSINANANA
NICE – 4 sy 5 febroary 2012

KRISTIANA MITENY HO […]

Baptême des enfants – FPMAAM

Taom-baovao 2011

Faly miarahaba antsika rehetra amin’izao Asaramanitra izao! Ho taona zina ho antsika mianankavy anie ity taona vaovao izay omen’ny Tompo antsika ity. Taona hanjakan’ny fifankatiavana, fifamelan-keloka ary firaisan-kina.Ho kristiana mitahy sy mitondra fitahiana ho an’izao tontolo izao tokoa anie isika!Mirary soaNy Birao Fpmaam
Ny fotoam-pivavahan dia ny alahady 01 janoary 2011 amin’ny 3ora sy sasany tsy diso ao amin’ny 4, rue Villars 13100 Aix-en-Provence.Raha mila fandaharana ianao dia tsindrio ny:Programme 1 janoary 2012 […]

TONONKALO NOELY

NOELY Tsy fo mangatsakatsaka Tsy fo tsy misy pentina No zavatra katsahiko Izao […]

LASY – RETRAITE 3,4 SEPTEMBRE 2011

Araka ny fanaontsika isan-taona dia hifampitaona indray isika amin’ny 3 sy 4 septambra […]