{"id":1226,"date":"2013-01-06T20:25:20","date_gmt":"2013-01-06T20:25:20","guid":{"rendered":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/?p=1226"},"modified":"2015-05-03T19:03:47","modified_gmt":"2015-05-03T19:03:47","slug":"fiarahabana-taona-vaovao-2013","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/fiarahabana-taona-vaovao-2013\/","title":{"rendered":"FIARAHABANA  TAONA VAOVAO 2013"},"content":{"rendered":"<p>&nbsp;<\/p>\n<p align=\"center\"><b>FIARAHABANA\u00a0 TAONA VAOVAO 2013<\/b><\/p>\n<p><b>\u00ab\u00a0Misaora an\u2019i Jehovah, ry Fanahiko\u00a0; ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.Misaora an\u2019i Jehovah ry fanahiko, ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra, izay mamela ny helokao rehetra, izay manasitrana ny aretinao rehetra.Izay manavotra ny ainao tsy hidina any an-davaka, Izay manarona famindrampo sy fiantrana anao.Izay mahavoky soa ny vavanao.Ny fahatanoranao mody indray toy ny an\u2019ny voromahery.Eny mamindrafo sy miantra Jehovah, mahari-po sady be famindrampo.Ny famindrampon\u2019i Jehovah dia hatramin\u2019ny taloha indrindra ka ho mandrakizay amin\u2019izay matahotra Azy, ary ny fahamarinany mihatra amin\u2019ny taranaka fara mandimby.\u00a0\u00bb<\/b><\/p>\n<p><b>Izany teny izany no entinay miarahaba antsika rehetra amin\u2019izao fahatrarana ny taona vaovao 2013 izao. Am-panantenana feno sy maso vaovao no ijerentsika ity taona vaovao ity, satria fantatsika fa miahy an\u2019ireo izay miandrandra Azy Andriamanitra.Iza no afaka hitondra fahazavana sy fitiavana eo amin\u2019ny fiainantsika, mba hanazava ny diantsika.Ny valiny ry Havana dia Jesoa Kristy irery ihany.<\/b><\/p>\n<p><b>Isan\u2019andro dia tsapantsika\u00a0 Izy fa mikarakara antsika @ fomba mety ho miafina @tsika, saingy azo tsapaintanana.Aoka hanopy maso @ lasa ihany koa isika, dia ho tsapantsika am-pifaliana ny fiadanana ho an\u2019izay rehetra mamela Azy hiditra eo @ fiainany.Inona no mety ho faniriantsika ? Raha tsy mahafantatra an\u2019I Jesoa Ilay zanak\u2019Andriamanitra ianao, dia antenaina fa hifanena Aminy @ al\u00e0lan\u2019ny finoana Azy.<\/b><\/p>\n<p><b>Raha efa tafiditra eo @ fiainanao moa Izy, dia mirary anao hitombo @ ilay finoana izay mamatotra antsika Aminy sy mamelona ny fanantenantsika izahay.<\/b><\/p>\n<p><b>Ho taom-piasana, ho taom-pamafazana, ary ho taom-pijinjana hoa an\u2019ny Tompo tokoa anie ity taona vaovao ity, ary ho taom-panambinana sy taom-pahasoavana ho antsika mianankavy.Hahatratra ny taona maro mitsingerina indray isika\u00a0 rehetra.<\/b><\/p>\n<p><b>Ho an\u2019Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra<\/b><\/p>\n<p>Filoha FPMA Aix Marseille<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>&nbsp; FIARAHABANA\u00a0 TAONA VAOVAO 2013 \u00ab\u00a0Misaora an\u2019i Jehovah, ry Fanahiko\u00a0; ary izay rehetra [&hellip;]<\/p>\n","protected":false},"author":2,"featured_media":0,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":[],"categories":[45],"tags":[],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1226"}],"collection":[{"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/users\/2"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=1226"}],"version-history":[{"count":3,"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1226\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1520,"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/1226\/revisions\/1520"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=1226"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=1226"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=1226"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}