{"id":123,"date":"2010-01-31T01:01:07","date_gmt":"2010-01-31T00:01:07","guid":{"rendered":"http:\/\/fpmaaixmarseille.free.fr\/fpmaam\/?p=123"},"modified":"2012-10-03T20:22:17","modified_gmt":"2012-10-03T20:22:17","slug":"zaikabe-faritany-13-et-14-fevrier-2010","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/zaikabe-faritany-13-et-14-fevrier-2010\/","title":{"rendered":"Zaikabe Faritany &#8211; 13 et 14 f\u00e9vrier 2010 &#8211; courrier officiel"},"content":{"rendered":"<p><strong><em>\u00ab\u00a0Tsy mihemotra ny fonay, ary tsy miala amin&rsquo;ny lalanao ny dianay.\u00a0\u00bb \u00a0 Salamo 44 :18<br \/>\n<\/em><\/strong><br \/>\nRy Hava-malala ao @ Tompo,<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">Fo feno fitiavana no entinay miarahaba anareo rehetra tratry ny taona vaovao 2010.<br \/>\nJesosy Kristy ilay efa tia sy niantso antsika rehetra anie hiara-dalana @ tsika @ ity taona ka handrotsaka ny fahasoavany manana amby ampy mba tsy hahatonga antsika hierikerika eo am-panompoana Azy . Izy koa anie hampitombo finoana sy hampahery antsika ka hampazoto antsika hanao ny sitrapony sy hijoro vavolombelona mandrakariva eo @ fiainan-tsika.<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">Araka ny tapa-tsika tany Viviers t@ 2008 dia izahay eto Avignon no handray ny Zaikaben&rsquo;ny FAA @ ity taona ity , koa dia am-panetrehan-tena lehibe no hikarakaranay izany. Tsy miafina @ nareo anefa fa mbola azo lazaina fa miana-mandeha ihany izahay , koa hialana tsiny indrindra , Tompoko, raha betsaka ny fitavozavozana sy ny fahatarana eo @ fanomanana izany.<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">Noho ny antony eo @ toerana handraisana dia voatery hatao ny 13 sy 14 febroary 2010 ny fihaonan-tsika ; koa satria efa tena antomotra dia antomotra izany fotoana izany dia noferana ho hatramin&rsquo;ny 31 janoary ny fe-potoana hisoratana anarana.<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">Mba hahafahan-tsika manatanteraka izany dia indro misy fanazavana vitsivitsy homena :<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">&#8211; ny toerana hanaovana ny Zaikabe dia ao @ Lyc\u00e9e Agricole Carpentras \u00ab\u00a0Louis Giraud\u00a0\u00bb : misy amphith\u00e9atre lehibe afaka hivoriana sy hanaovana ny fotoampivavahana sy salle de r\u00e9union hanaovana ny ateliers ary koa restaurant<\/p>\n<p>&#8211; ny saran-dasy dia :<\/p>\n<table border=\"1\" cellspacing=\"0\" cellpadding=\"0\">\n<tbody>\n<tr>\n<td width=\"154\" valign=\"top\"><strong>Fotoana fahatongavana<\/strong><\/td>\n<td width=\"99\" valign=\"top\"><strong>Olon-dehibe<\/strong><\/td>\n<td width=\"113\" valign=\"top\"><strong>Ankizy &lt; 12 ans<\/strong><\/td>\n<td width=\"248\" valign=\"top\"><strong>Ankizy &lt; 5 ans<br \/>\n<\/strong><br \/>\n<strong> <\/strong><\/td>\n<\/tr>\n<tr>\n<td width=\"154\" valign=\"top\">Sabotsy maraina<\/td>\n<td width=\"99\" valign=\"top\">50 euros<\/td>\n<td width=\"113\" valign=\"top\">35 euros<\/td>\n<td width=\"248\" valign=\"top\">Gratuit ny sakafo fa 8,15 euros raha maka fandriana iray<\/td>\n<\/tr>\n<tr>\n<td width=\"154\" valign=\"top\">Sabotsy hariva na alahady<\/td>\n<td width=\"99\" valign=\"top\">45 euros<\/td>\n<td width=\"113\" valign=\"top\">30 euros<\/td>\n<td width=\"248\" valign=\"top\">Gratuit ny sakafo fa 8,15 euros raha maka fandriana iray<\/td>\n<\/tr>\n<\/tbody>\n<\/table>\n<p style=\"text-align: justify;\">Koa raha io tabilao io no jerena dia tsara raha soritana mazava @ fisoratana anarana ny isan&rsquo;ny olon-dehibe , ny ankizy latsakin&rsquo;ny 12 taona sy ny ankizy latsakin\u00a0\u00bbny 5 taona , ny ankizy &lt; 5 taona haka fandriana iray , ny fotoana hatongavana<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">&#8211; ny fisoratana anarana dia alefa @ adiresy : nvh_24@hotmail.fr ( Nivo Razafindramboa) , ary noho ny toerana voafetra ho 287 ihany dia izay olona mahafeno io isa io voalohany no ekena ary rehefa dila ny fe-potoana 31 janoary dia mikatona ny fisoratana anarana mba hahafahana manao ny fanomanana rehetra<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">&#8211; raha misy mila fanazavana manokana dia afaka miantso ny 09 54 03 90 75 na 06 27 94 37 51 (Nivo) na 06 29 09 59 87 (Dimby)<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">Raisina an-tanan-droa raha misy tolon-kevitra hanatsarana ny fihaonan-tsika.<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">Hery lehibe ho anay eto Avignon ny fahatongavanareo rehetra ary dia aoka mba samy hitondra am-bavaka ny fotoana satria \u00a0\u00bb <em>Raha tsy Jehovah no manao ny trano, dia miasa foana<strong> <\/strong>ny mpanao azy. Raha tsy Jehovah no miambina ny tan\u00e0na, dia miari-tory foana ny mpiambina<\/em>.\u00a0\u00bb Salamo 127:1<\/p>\n<p style=\"text-align: justify;\">Hanjaka @ nareo anie ny fitiavana hombam-piadanana avy @ Andriamanitra Ray , Zanaka ary Fanahy Masina.<\/p>\n<p>Nivo sy Dimby RAZAFINDRAMBOA<br \/>\n116, avenue de Tarascon\u00a0\u00a0 E 14<br \/>\n84000 AVIGNON<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>\u00ab\u00a0Tsy mihemotra ny fonay, ary tsy miala amin&rsquo;ny lalanao ny dianay.\u00a0\u00bb \u00a0 Salamo [&hellip;]<\/p>\n","protected":false},"author":2,"featured_media":0,"comment_status":"open","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":[],"categories":[5,9],"tags":[31],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/123"}],"collection":[{"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/users\/2"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=123"}],"version-history":[{"count":1,"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/123\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":1008,"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/123\/revisions\/1008"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=123"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=123"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/fpmaam.org\/ministere\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=123"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}