Auteur/autrice : admin
Garden Party – Jubilé 60eme
Ry havana rehetra ao amin’ny Tompo, Ho aminareo anie ny fahasoavana amam-piadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo. Am-pifaliana no hanasana anareo hanatrika ny lalao an-jaridaina « Garden Party » izay karakarain’ny FPMA Aix-Marseille noho ny faha 60 taonany ny alatsinain’ny Pentekositra 5/06/17. Toy izao manaraka izao ny fandaharana: 10:00 -19:00: Lalao isan-karazany (fifaninana baolina… Poursuivre la lecture Garden Party – Jubilé 60eme
[Audio] Fiangonana mitahiry zava-tsoa ao am-pony ary manambara zava- tsara amin’ny vavany
Fiangonana mitahiry zava-tsoa ao am-pony ary manambara zava- tsara amin’ny vavany « Fa i Maria kosa dia nitadidy izany teny rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony. Ary ny mpiandry ondry dia niverina nankalaza sy nidera an’Andriamanitra noho ny zavatra rehetra izay reny sy hitany, araka izay nolazaina taminy » «Marie retient tout ce qui s’est passé,… Poursuivre la lecture [Audio] Fiangonana mitahiry zava-tsoa ao am-pony ary manambara zava- tsara amin’ny vavany
[Audio] Andriamanitra avy monina amintsika
Andriamanitra avy monina amintsika Dieu vient habiter au milieu de son peuple «Ary ny Teny dia tonga nofo (olombelona) ka nonina teto amintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitra mendrika ho an’ny Lahitokana avy tamin’ny Ray sady feno fahasoavana sy fahamarinana.» (Jaona 1:14) «La Parole est devenue un homme, et il a habité parmi nous.… Poursuivre la lecture [Audio] Andriamanitra avy monina amintsika
[Audio] Josefa, lehilay marina
«Ary i Josefa vadiny, izay lehilahy marina sady tsy ta hanala baraka azy, dia nikasa hisaraka aminy mangingina.» «Joseph, son futur mari, était un homme juste. Il ne voulait pas la livrer au déshonneur. C’est pourquoi il se proposa de rompre ses fiançailles sans en ébruiter la raison.» Matthieu 1:19 BDS Lectures Esaïe 7.10-14 Matthieu 1.18-25
Programme Noëly
feuille-liturgique-noel-2016
Programme Sasak’alina 2016
Programme en ligne pdf optimisé pour smartphone et tablette
60 ans en clip-video [MAJ]
Règlement Article 1- Participants Le choix du clip vidéo se fera dans le cadre d’un concours ouvert aux paroissiens de la FPMAAM et les Zanaka am-pielezana (ceux qui n’y habitent plus) Article 2 –Annonce du concours Annoncé à partir du 2/10/16 et consultable sur le site de l’église ( www .fpmaam.org) compte… Poursuivre la lecture 60 ans en clip-video [MAJ]
Concours de l’hymne du 60ème [MAJ]
La célébration du 60è Anniversaire se déroulera pendant un an mais elle laissera pour la génération future un chant-souvenir,qui comme le logo,devrait s’inscrire dans l’esprit porter par le Teny Faneva. Article 1 –Participants Le concours est ouvert à tous les paroissiens de FPMAAM et aux Zanaka am –pielezana (ceux qui y habitent plus ; Article… Poursuivre la lecture Concours de l’hymne du 60ème [MAJ]
Poème du 60eme [MAJ]
Règlement Article 1 – Participants Concours ouvert à tous les paroissiens de la FPMA AM et aux Zanaka am-pielezana (ceux qui y habitent plus) Article 2 – Annonce du concours Dès le 02 octobre et consultable sur le site de l’église (www fpmaam.org) sur compte facebook (http://wwwfacebook.com/fpmaam/) et par courriel Article 3 – Modalités du… Poursuivre la lecture Poème du 60eme [MAJ]