Concert de Noël 2015

« Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe : « Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra mahery, Rain’ny mandrakizay, Andrian’ny fiadanana » (Isaia 9 : 5)

 

Fifaliana lehibe ho an’ny Antoko Mpihira ANTSA FIDERANA (AMAFI) FPMA Aix-Marseille no manasa antsika mpianakavin’ny finoana hiaraka hanome voninahitra sy hidera an’Andriamanitra aminy ho fankalazana ny nahaterahan’Ilay Mpamonjy amin’ny:

ANTSAM-PANAHY SASAKALIN’NY KRISMASY izay hataony ny:

 

Alakamisy 24 desambra 2015 manomboka amin’ny 9 ora sy sasany alina

ao amin’ny Eglise Protestante Unie de France GRIGNAN

15, rue Grignan –   13006 Marseille

 

Bus:    Canebière-Bourse, Gabriel Peri, République-Vieux Port
Métro:Vieux Port     Tramway: Belsunce/Alcazar.

 

Manantena ny fahatongavantsika maro ka ny adidy ho vita ary ny fiderana sy fankalazana ny fahaterahan’ny Mpamonjy ho atao.

Manao veloma finaritra ao amin’ny Tompo ary mirary sahady Krismasy sambatra ho antsika rehetra,

 

Ny Antoko Mpihira ANTSA FIDERANA

Tafo FPMA Aix-Marseille

« Aujourd’hui dans la ville de David, il vous est né un Sauveur, qui est le Christ, le Seigneur »   – Luc 2, 11

CONCERT DE NOEL

Jeudi 24 Décembre 2015 à 21h30

Eglise Protestante Unie de France GRIGNAN

15, rue Grignan –   13006 Marseile

 

Bus:     Canebière-Bourse, Gabriel Peri, République-Vieux Port
Métro:Vieux Port     Tramway: Belsunce/Alcazar.

Publié le

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée.