Zanak’i Davida miantso ny zanak’i Timeo
quand le fils de David rencontre le fils de Timée,
«Dia nijanona Jesosy ka niteny hoe: Antsoy ilay jamba.
Ary niantso azy ny olona ka niteny taminy hoe:
Matokia, mitsangàna fa miantso anao Izy »
«Jésus s’arrête et dit : « Appelez-le. »
Les gens appellent l’aveugle en lui disant :
« Courage ! Lève-toi, il t’appelle ! »(Marc 10:49)