Audio – Conference Débat : Les obstacles à la persévérance de la foi

Les obstacles à la persévérance de la foi. Identité culturelle, obstacle ou tremplin à la foi ?

conférence 2008 - 50 ans

 

« Les obstacles à la persévérance de la foi » par Joëlle SUTTER-RAZANAJOHARY

A l’occasion du 50ème Anniversaire de la FPMAAM, une CONFERENCE-DEBAT a eu lieu le samedi 19 avril 2008, à 17h30, à l’ERF Grignan -15, rue Grignan 13006 Marseille

Hira Faneva 50eme – paroles

Mitoera ao amin’i Jehovah

 

Maharitra amin’ny finoana ny fitiavanao

Ny zanakao izay mahatoky Anao

Hihoby ary hankalaza ny Anaranao

Satria Ray fiarovana ahy Ianao

Matokia an’ i Jehovah

Izy no iankinanao

Fa tsy ho foiny ny olony mpanaraka Azy

Mitoera amin’i Jehovah

Izy hanome Anao

Fifaliana, fiadanana ary fihononana.

Koa handeha hisaotra an’ i Jehovah Tompo

noho ny famindrampony

Tsy namaly ny olona tamin’ny otany

Na dia lavo aza izy, dia mbola tafarina ihany

Fa Jehovah mitantana azy