RENCONTRE MOSAIC

Faly manasa anareo hanatrika ny tafa sy dinika ambany tafontrano miaraka amin’Atoa Claude BATY filohan’ny FPF sy Marianne Ouattara-Geroult, mpiandraikitra maharitra ao amin’ny Réseau Mosaïc.

Izany dia atao amin’ny Asabotsy 16 oktobra 2010 manomboka amin’ny 5ora ka hatramin’ny 7ora hariva.

Ny toerana dia ao amin’ny:
Église Foursquare, 48 rue Consolat, 13001 MARSEILLE.

Hisy fiarahana miala hetaheta aorian’izany.

Ny alahady 17 oktobra  amin’ny 10ora30 kosa dia « Culte de la cite » izay iarahanan’ny ERF-Fpma hatrehan’  Atoa Claude BATY ihany ary koa ireo manam-pahefana eto an-toerana toa an’Atoa Jean Claude GAUDIN. handray anjara koa ny Chorale Antsa Fiderana Aix-Marseille. Tongava maro
Mirary ny fiadanan’ny Tompo.

Pour voir l’affiche cliquer sur le lien:

RencontreBaty 16 oct 2010

C’est avec grand plaisir que nous vous invitons pour un temps de discussion exceptionnel avec le pasteur Claude Baty, Président de la Fédération protestante de France, samedi 17 octobre de 17h à 19h dans les locaux de l’Eglise Foursquare, 48 rue Consolat, 13001 Marseille. Il sera accompagné de Marianne Ouattara-Geroult, la permanente du réseau Mosaïc nationale qui conduira la réunion. Cette rencontre sera suivie d’un apéritif dînatoire ainsi que par une animation musicale.

JOBA AN-TSEHATRA – 2010 – partie 1

Vita soa aman-tsara ny fampisehoana an-dapihazo ny tantaran’i Joba (raha ny marimarina tokoa dia ny zavatra nataon’Andriamanitra tamin’ny alalan’i Joba mpanompony!).  Maro be ireo mpanndray, anjara mivantana sy an-kolaka, ireo mpamelona ny tantara ary indrindra koa ireo nanotrona, no tonga nanao rodobe nidina nankany Avignon. Nanohina ny fanasan’ny SVK any an-toerana. Tafahoana araka izany tokoa ny tia sy ny manina!

Ny mahatsikaiky dia ny fahatsapana fa mahatoky no sady manan-karena Andriamanitra raha tsy mijery afatsy ny fahaiza-manao sy ireo talenta izay omeny ny mpanaompiny isika. Hita taratra tokoa izany tamin’ny fandraisan’ny tsirairay ny andraikitra tandrify azy!

Mahazendana tokoa ny tantaran’ny Joba satria ahitana taratra ny fahoriana mianjady amin’ny zanak’olombelona indrindra ny fahaoriana sy ny tsy rariny mihantra sy zakain’ireo izay tsy manan-tsiny. Tonga ao an-tsaina mazana ny fanontaniana toy ny hoe* aiza Andriamanitra?

Manoloana ny toe-javatra toy izay niainan’i Joba dia azo sogadiana telo ny mety ho valiteny tonga ao an-tsaina na aroson’ny olonaymanoloana ny fahoriana:

Ny voalohany dia ny filazana fa matoa iharan-javatra toy izao dia azo inoana fa nisy zavatra tsy nety natao na koa vokatry ny fahaotana. Izany tokoa no teo am-bavan’ireo sakaizan’i Joba. Mety ho marina izany fanam-barana izany kanefa tsy ny fahoriana rehetra akory dia vokatry ny fahotan’ilay olona ianjadiany hatrany. Fantantsika ny valitenin’i Jesoa rehefa nanontany azy ny mpianany ny amin’ilay lehilahy teraka jamba raha toa ka vokatry ny fahotan’ilay jamba na ny an’ny ray aman-dreniny no nahatonga azy ho teraka jamba (Jaona 11).

JOBA AN-TSEHATRA – 2010 – partie 2

Ny faharoa dia  ny filazana fa ny fahoriana na ny loza manjo dia miteraka hatrany  fahasoavana. Fandre matetika araka ilay fiteny hoe: « soa lavo hahay hamindra. Marina tokoa  teo amin’ny tantaran’i Joba satria nanampy azy hahalala bebe kokoa an’Andriamanitra ny fahoarina nianjady taminy kanefa aoka tsy ho adino fa tsy ny fahoriana no mitondra fampianarana fa Andriamanitra no manova ny fahoriana ho tonga fahasoavana sy fitahiana. Ny zavatra rehetra miara-miasa  ahasoa izay rehetra tia an’ANdriamanitra. Ny dikateny tsaratsara kokoa angamba dia ny hoe: «  Ny zavatra rehetra dia ampiasain’Andriamanitra ahasoa…. ». (Hitohy…)

FLM/LWF

Munib Younan, élu président de la FLM

L’évêque, Munib A. Younan, de l’Église évangélique luthérienne de Jordanie et de Terre Sainte va présider aux destinées de la FLM

STUTTGART, Allemagne, 24 juillet 2010 (LWI) – L’évêque Munib A. Younan de l’Église évangélique luthérienne de Jordanie et de Terre Sainte a été élu président de la Fédération luthérienne mondiale (FLM).

L’élection est intervenue au cours de la onzième Assemblée de la FLM, avec, au moment de l’élection, 352 délégué(e)s des 140 Églises membres de l’organisation, présentes dans 79 pays. L’évêque Younan a été élu par 300 voix pour, 23 voix contre et 37 abstentions.

Munib Younan, 59 ans, succède à l’évêque Mark S. Hanson de l’Église évangélique luthérienne d’Amérique (ELCA) qui était président de la FLM depuis la dernière Assemblée, à Winnipeg, au Canada, en 2003.

Ordonné en 1976 après avoir étudié en Palestine et obtenu un master de l’Université de Helsinki (Finlande), M. Younan a été pasteur auprès de la jeunesse et enseignant dans son pays, et de 1976 à 1979, pasteur de l’Église du Rédempteur à Jérusalem. Il a desservi des paroisses à Beit Jala et à Ramallah. Il a également étudié à l’École luthérienne de théologie de Chicago. Il a reçu, en 2001, un doctorat honoris causa du séminaire Wartburg (Dubuque, Iowa, USA).

Il est à la tête de son Église depuis 1998 et a été le troisième évêque palestinien de l’Église fondée par des Allemands au XIXe siècle et auparavant dirigée par des Allemands. Membre de la Fédération luthérienne mondiale depuis 1974, l’Église évangélique luthérienne de Jordanie et de Terre Sainte compte environ 3000 membres.

L’évêque Younan a été le premier à traduire en arabe la Confession d’Augsbourg – document clé de la foi luthérienne.

L’évêque Younan était jusqu’à ce jour l’un des cinq vice-présidents de la FLM. Il est président la Communion des Églises protestantes du Moyen-Orient et est engagé avec trois patriarches de Jérusalem et neufs autres évêques au sein du Comité chrétien international de Jérusalem.

Munib Younan est également co-fondateur du Conseil des institutions religieuses de Terre Sainte, avec les deux rabbins en chef d’Israël, les dirigeants des Églises locales, le Juge suprême de la Cour islamique en Palestine et d’autres dirigeants musulmans.

Il est l’auteur de « Witnessing for Peace » – un livre consacré à la recherche de la paix dans sa terre natale, publié en 2003 – et de nombreux articles sur les Églises et la recherche de la paix en Terre Sainte.

Son épouse, Suad Younan, est directrice de l’école Helen Keller dans la banlieue Beit Hanina de Jérusalem, une école pour enfants malvoyants. Elle est également présidente du Comité des femmes de l’Église évangélique luthérienne de Jordanie et de Terre Sainte.

Le couple a trois enfants et un petit-fils.

source: http://www.flm- assemblee. org

FFKM juin 2010

Miarahaba ny malagasy rehetra eto amin’ny vohitr’i Marseille sy ny manodidina.

Fifaliana ho an’ny fiangonana telo tonta: FLM-CCMAAM-FPMA no manasa anareo amin’ny fotoam-pivavahana ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy ho fankalazana ny faha 5o taona nahazoana ny fahaleovan-tena.

Izany dia atao ao amin’ny Temple Protestant 15, rue Grignan 13006 Marseille amin’ny alahady 20 jona 2010 amin’ny 4ora. Hitanareo eo ambany ny Fandaharana

Tongava maro ary ento ny havana aman-tsakaiza!

Jeannot RANDRIANANDRASANA, mpitandrina

VAKITENY SY LOKO

Indro atolotra anareo ny Vakiteny isan’andro ahafahantsika mivelona amin’ny Tenin’Andriamanitra.

La Bible en 6 ans permet de lire la Bible chaque jour et de lire toute la Bible en 6 ans. Nous espérons que ce guide de lecture sera pour chacun de vous un précieux compagnon sur vos routes bibliques et spirituelles.
Ny Mpitandrina