FILAZANA MANJO

Amin’ny alahelo lehibe nefa koa amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hilazana anareo fa nodimandry tamin’ny alarobia 12 mey 2010 teo Atoa Jean Roger RAFAINDRAIBE.

Ny Famangiana ny fianankaviana dia ho tontosaina amin’ny sabotsy 15 mey 2010 amin’ny 10ora30 ao amin’ny Funérarium Saint Pierre. 380, rue Saint Pierre Marseille

Ny fotoam-pivavahana ho fisaorana sy ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ary koa ho fampaherezana ny fianankaviana dia ny alatsinainy maraina 17 mey 2010 amin’ny 9ora ao amin’ny Funérarium Saint Pierre. 380, rue Saint Pierre Marseille

« Ary nahare feo avy tany an-danitra aho nanao hoe: Soraty: Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin’ny Tompo hatramin’izao. Eny hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin’izay nisasarany izy; fa ny asany manaraka azy »
« Et j’entendis du ciel une voix qui disait: Écris: Heureux dès à présent les morts qui meurent dans le Seigneur! Oui, dit l’Esprit, afin qu’ils se reposent de leurs travaux, car leurs œuvres les suivent »
Apocalypse 14. 13
Ity mail ity no solon’ny fampandrenesana!syl

LOABARY AN-DASY * CONFERENCE-DEBAT

Ny Fiangonana Fpma Aix-Marseille dia faly manasa anareo hanatrika ny loabary an-dasy (conférence-débat) izay iarahana amin’ny mpitandrina RAJOELISOLO Laikera Raymond. Mpitandrina niasa nandritra ny 50 taona teo amin’ny sehatry ny FJKM.

Ny toerana dia ao amin’ny Parvis du Protestantisme 15, rue Grignan 13006 Marseille amin’ny 19h30.

Ny lohahevitra, izay inoana fa hahaliana anareo dia:

Isan’enimbolan’Imerina , Assemblée Semestrielle des Église du centre du Haut Plateau de la Grande Ile.

Tongava maro ary ento ny havana aman-tsakaiza.

Ny mpitandrina,
Jeannot RANDRIANANDRASANA
+334 42 61 08 65
+336 62 67 92 79
21,  rue des Coccinelles
13510 EGUILLES

CHAINE DE PRIERE POUR MAMA BELLE SY ANDY

Araka ny nolazaina tao am-piangonana ny alahady 28 fevrier 2010:

 
Ny Fianakaviana RAMANGASALAMA dia maniry ny hanaovantsika CHAINE DE PRIERE  ho an’i MAMA BELLE izay niditra Hopitaly androany alatsinainy 01 mars 2010 nododiana maso (operation de l’oeil) ary ny alatsinainy 08 mars 2010 (operation du coeur).
Hitantsika amin’izany ny mahasarotiny ny fandidiana koa aoka isika hitondra amim-bavaka azy sy ny fianakaviana.

 
Ny momba an’i ANDY (6 ans)
Andy, zazalahy kely 6ans, dia narary an-doha matetika ary rehefa nihombo ny aretin’andohany dia natao scanner izy ary nahitàna tumeur ao @ lohany. 
 
Tsy opérable izy io, araka ny filazan’ny dokotera, fa nilaza fotsiny ny dokotera fa 9 mois sisa no andro hiainany.
 
Efa nalefan’ny raiamandreniny eran’izao tontolo izao ny dossier mangataka fitsaboana sy fanampiana. Tsy iza io zaza io fa zafikelin’i Rachel, membre bureau national SVK, any Toulouse ary any koa no misy andry zareo.
 
Aoka isika samy hitondra amim-bavaka
Tsara raha tazonina ny ora izay nahaafaka ny tsirairay teo aloha:

https://spreadsheets.google.com/ccc?key=0ArKwRKe8AibBcF9XLXNvT01ESWtZNTBnV25PZXp1Y3c&hl=fr

Dia mirary ny fiadanan’ny Tompo.
Pasteur Jeannot

Reportage – Carpentras 2010 – Rencontre régionale – Zaikabe faritany

Carpentras 2010 – Zaikabe Faritany FPMA Atsimo Atsinana – 13 – 14 février Rencontre régionale Eglise Protestante Malgache en France – Région Sud Est – 13 et 14 février 2010 : Aix Marseille – Anemasse – Avignon – Grenoble – Lyon – Nice – Saint-Etienne

Ca s’est passé à Carpentras en 2010 :  Zaikabe Faritany FPMA Atsimo Atsinana – 13 – 14 février Rencontre régionale Eglise Protestante Malgache en France – Région Sud Est – 13 et 14 février 2010 : Aix Marseille – Anemasse – Avignon – Grenoble – Lyon – Nice – Saint-Etienne

TABLE RONDE

La Pastorale Protestante Évangélique de Marseille a l’honneur de vous inviter à une table-ronde intitulée :

« Les Évangéliques: un repli identitaire? »

avec
Sébastien Fath (CNRS),
Georgina Dufoix (ancien Ministre),
Michel Mallèvre (père dominicain) et Michael Razzano
(pasteur baptiste et enseignant en théologie).

Mardi 2 mars 2010 à 18h

Dans l’auditorium de la Bibliothèque régionale
Alcazar, 58 cours Belsunce, Marseille 13001.
Entrée libre.
Pour avoir l’invitation, cliquer sur le lien

Invitation

Programmes janvier 2010

Pour voir les Programmes, cliquer sur les liens

(*) Le culte œcuménique aura lieu le 17 janvier A 15h30 A l’Église catholique ND de Grâce. 65, avenue du Merlan Marseille 13014. Arrêt 33/34. Elle n’est pas loin du Cite U Delorme.

PROJET MOSAIC

Les Eglises du réseau Mosaïc vous invitent à leur soirée intitulée : Etre Eglise ensemble cela se fête ! qui aura lieu samedi 28 novembre 2009 à partir de 19h30 au Temple de la rue Grignan (6ème) arrondissement.
Merci de trouver ci-joint le flyer.