Auteur/autrice : admin
Aoka izay ny tahotra…, Izaho ilay Velona mandrakizay – Audio
Paska: Kristy velona ho antsika – Audio
Paska: Kristy velona ho antsika
Pâques: Christ vit pour nous
«Tsy mbola fantany ny Soratra Masina fa tsy maintsy hitsangana amin’ny maty Jesosy.»
«En effet, les disciples n’avaient pas encore compris ce que les Livres Saints annonçaient: Jésus doit se relever de la mort.» (Jean 20:9 PDV)
Soratra masina
Actes 10.34-43
Colossiens 3.1-4
Jean 20.1-9
Journée mission – samedi 19 mars 2016

FPMAAM 2016 : Taonan’ny fanoloran-tena – Année de l’engagement – audio
Fiangonana manaiky an’i Jesosy amin’ny vava ary mino amin’ny fo
Croire et confesser Jésus dans son coeur
Fiangonana mitombo fahendrena sy tena ary fahasoavana – audio
Noely famirapiratan’ny Voninahitr’Andriamanitra – Audio
Message d’encouragement pour le pasteur FPMA – audio
Message d’encouragement du 13 décembre 2015, pour le pasteur
Vakiteny 1 : Zefania 3 : 14 – 18
Vakiteny 2 : Filipiana 4 : 4 – 7
Message du Dimanche du Faritany – audio
Message du 22 novembre 2015, lors de la visite du Bureau Régional FPMA.
Concert de Noël 2015
« Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe : « Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra mahery, Rain’ny mandrakizay, Andrian’ny fiadanana » (Isaia 9 : 5)
Fifaliana lehibe ho an’ny Antoko Mpihira ANTSA FIDERANA (AMAFI) FPMA Aix-Marseille no manasa antsika mpianakavin’ny finoana hiaraka hanome voninahitra sy hidera an’Andriamanitra aminy ho fankalazana ny nahaterahan’Ilay Mpamonjy amin’ny:
ANTSAM-PANAHY SASAKALIN’NY KRISMASY izay hataony ny:
Alakamisy 24 desambra 2015 manomboka amin’ny 9 ora sy sasany alina
ao amin’ny Eglise Protestante Unie de France GRIGNAN
15, rue Grignan – 13006 Marseille
Bus: Canebière-Bourse, Gabriel Peri, République-Vieux Port
Métro:Vieux Port Tramway: Belsunce/Alcazar.
Manantena ny fahatongavantsika maro ka ny adidy ho vita ary ny fiderana sy fankalazana ny fahaterahan’ny Mpamonjy ho atao.
Manao veloma finaritra ao amin’ny Tompo ary mirary sahady Krismasy sambatra ho antsika rehetra,
Ny Antoko Mpihira ANTSA FIDERANA
Tafo FPMA Aix-Marseille
« Aujourd’hui dans la ville de David, il vous est né un Sauveur, qui est le Christ, le Seigneur » – Luc 2, 11
CONCERT DE NOEL
Jeudi 24 Décembre 2015 à 21h30
Eglise Protestante Unie de France GRIGNAN
15, rue Grignan – 13006 Marseile
Bus: Canebière-Bourse, Gabriel Peri, République-Vieux Port
Métro:Vieux Port Tramway: Belsunce/Alcazar.
