Chorale – CONCERT et comédie musicale « SEDRA »

Chorale - AMAFI - FPMAAM.org

« Fa izaho kosa dia hanantena mandrakariva, ary hitombo lalandava ny fideràko Azy  »
(Salamo 71:14)

Fifaliana ho anay Antoko Mpihira ANTSA FIDERANA FPMA Aix-Marseille ny manasa anareo hanotrona ny:
RINDRAN-KIRA
ara-pilazantsara sy Comédie Musicale “SEDRA” izay hotontosainay ny
Asabotsy 28 Novambra 2015 manomboka amin’ny 8 ora alina

ao amin’ny Maison Cabot Rouvière – 78 Bd du Redon – 13009 Marseille

Ny fandraisan’anjara dia: 5 euros ( Ankizy latsaky ny 3 taona tsy mandoa) – Hisy sakafo sy tsakitsaky hamidy eny an-toerana

« Et moi, j’espérerai toujours, Je te louerai de plus en plus» (Psaume 71 : 14)

La Chorale Antsa Fiderana de l’Église Protestante Malgache Aix-Marseille est heureuse de vous inviter à honorer de votre présence au:
CONCERT et la comédie musicale « SEDRA »
qu’elle organise

Le samedi 28 Novembre 2015 à 20 heures
à la Maison Cabot Rouvière – 78 Bd du Redon – 13009 Marseille

PAF: 5€
(Gratuit pour les moins de 3 ans)

Une restauration (barquette) sera mise en place pendant le concert

Manao lahara-pahamehana ny asan’ny fiangonana – audio

Mettre l’oeuvre du Seigneur en priorité
«Fa hoy i Elià taminy: –Aza matahotra! Modia ary manaova araka izany voalazanao izany; nefa anaovy mofo kely aho aloha ka ento atỳ amiko, dia izay ianao vao manao ho anao sy ho an’ny zanakao lahy.»
«Élie répond à la femme: « N’aie pas peur! Rentre chez toi et fais ce que tu as dit. Seulement, avec ce qui te reste, prépare-moi d’abord une petite galette, et tu me l’apporteras. Ensuite, tu en prépareras une autre pour ton fils et pour toi.»
(1 Rois 17:13)
Soratra masina
1 Rois 17.10-16
 Hébreux 9.24-28
Marc 12.38-44

Didy Voalohany – audio

« Hoy ny navalin’i Jesosy: Ny voalohany dia izao: «Mihainoa, ry Israely: Ny TOMPO Andriamanitsika no TOMPO tokana; koa tiava ny TOMPO Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo, amin’ny fanahinao manontolo, amin’ny sainao manontolo ary amin’ny herinao rehetra » Marc 12.29-30
VAKITENY :
HIRA FFPM 212 : 1-2
Deteronomia 6 : 2 – 6
Hebreo 7 : 23 – 28
Marka 12 : 28 – 34

Finoana mampijoro, mampandeha, mampandroso – audio

Seule la confiance en Jésus nous met debout, nous met en marche, nous met sur le chemin.
«Ka hoy i Jesoa: –Mandehana, ny finoanao no nahasitrana anao! Dia nahiratra niaraka tamin’izay ilay jamba, ka lasa nanaraka an’i Jesoa teny an-dalana.»
(Marka 10:52 DIEM)
«Jésus lui dit: «Vas-y, ta foi t’a sauvé.» Aussitôt il retrouva la vue et il suivit Jésus sur le chemin.»
Soratra Masina
Jérémie 31.7-9
Hébreux 5.1-6
Marc 10.46-52

Iza moa Aho aminareo? – audio

Iza moa Aho aminareo?
« Qui dites-vous que je suis? »
«Dia nanontany azy ireo indray i Jesoa hoe: –Fa ianareo kosa, iza moa Aho aminareo? Namaly i Petera ka nanao taminy hoe: –Ianao no ilay Mesia*!»
«Alors il leur demanda: – Et vous, qui dites-vous que je suis? Pierre lui répondit: – Tu es le Messie!» (Marka 8:29 DIEM)
Vakiteny

Fiangonana misokatra ho amin’ny fiainana

Fiangonana misokatra ho amin’ny fiainana
S’ouvrir à la vie
«Dia niandrandra ny lanitra i Jesoa sady nisento ary niteny tamin-dralehilahy hoe: –Efatà! (izany hoe: «misokafa!»).»
Marka 7:34 DIEM
«et regardant vers le ciel, il soupira, et lui dit: Éphatha, c’est-à-dire, ouvre-toi.»
Vakiteny
• Esaïe 35.4-7
• Jacques 2.1-5
• Marc 7.31-37
Message Sekoly Alahady

Le plan d’attaque de Dieu c’est toi

Les supports vidéo de la formation

Vidéo 2

Vidéo 4

Fiangonana mizotra amin’ny lalan’ny fahaiza-manavaka

Église marchant sur la voie du discernement
«Ialao ny hakelezan-tsaina, dia ho velona ianareo! ka mizora amin’ny lalan’ny fahaiza-manavaka.» «abandonnez donc la stupidité, et vous vivrez. Marchez sur la voie du discernement!» (Proverbes 9:6 BDS)
Soratra masina
• Proverbes 9.1-6
• Ephésiens 5.15-20
• Jean 6.51-58

Fiangonana manahaka an’ Andriamanitra – Imitateur de Dieu

«Koa manahafa an’Andriamanitra ianareo, satria zanaka lalainy.»
«Puisque vous êtes les enfants bien-aimés de Dieu, suivez l’exemple de votre Père.» (Ephésiens 5:1 BDS)
1 Rois 19. 4 – 8
Ephésiens 4. 30 à 5.2
Jean 6. 41 – 51