Paska: famoronam-baovao – Pâques: une nouvelle création (audio)

Ary tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro dia nandeha maraina koa mbola maizimaizina hankany amin’ny fasana Maria Magdalena ka nahita ny vato voaisotra tamin’ny fasana.

Le premier jour de la semaine, Marie de Magdala vint le matin au sépulcre, comme il faisait encore obscur; et elle vit la pierre ôtée du sépulcre.
(Jean 20: 1)

Actes 10 : 34 – 43
Colossiens 3 : 1 – 4
Jean 20 : 1 – 9

Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao – Ton roi vient à toi ! (audio)

“Lazao amin’i Ziona zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao, Malemy fanahy sady mitaingina boriky, Dia zanaky ny boriky miasa”

« Dites à la population de Sion : Regarde, ton roi vient à toi, plein de douceur, monté sur une ânesse, et sur un ânon, le petit d’une ânesse.» (Mat 21 / 5)

1 – Esaïe 50. 4 – 9

2 – Philippiens 2. 5 – 11

3 – Matthieu 20. 29 à 21 – 11

 

Ny finoana mankalaza an’Andriamanitra – La foi glorifiante (audio)

Hoy Jesosy tamin’i Marta: Tsy voalazako va fa raha hino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr’Andriamanitra? »

Jésus répondit à Marthe : « Ne te l’ai-je pas dit ? Si tu crois, tu verras la gloire de Dieu. » (Jaona 11:40)

 

Vakiteny

Ezechiel 37 : 12 à14

Romains 8 : 8 à11

Jean 11 : 1 à 45

 

Prochains RDV FPMA Aix Marseille

CULTE DE PAQUES
Temple Grignan
15h00
15 rue Grignan
13006 Marseille

paques2014-RDV

A lire :

HAFATRA PASTORALY PASKA 2014

LUNDI DE PAQUES Sortie FPMAAM
à partir de 11H00
Toerana VAL DE L’ARC
Fanokafana Ofisialy : 12H00

26 AVRIL : GOD’S TALENT par le groupe STK à partir de 20h00
Temple Grignan

GOD'S TALENT

 

8 mai : Kermesse par le groupe Sekoly Alahady à partir de 11h00
Pavillon Jaques Gentil
59 avenue de Saint Menet
13011 Marseille

AFFICHE_SEKOLY_ALAHADY

Fiangonana migoka sy mizara rano velona – message audio

courant

« …fa na iza na iza no misotro ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharano miboiboika ao anatiny ho fiainana mandrakizay »

Mais celui qui boira de l’eau que je lui donnerai n’aura plus jamais soif. Bien plus : l’eau que je lui donnerai deviendra en lui une source intarissable qui jaillira jusque dans la vie éternelle.
(Jaona 4:14)

 

 

 

Lectures :

Exode 17 : 3-7

Romains 5 : 1-8

Jean 4 : 5 – 42

Kristiana mitory sy mivelona ny fahendren’Andriamanitra – audio

bible« Kristiana mitory sy mivelona ny fahendren’Andriamanitra »

« fa milaza ny fahendren’ Andriamanitra izahay ka maneho zava-niafina, dia fahendrena izay nafenina sady voatendrin’ Andriamanitra ho voninahitsika talohan’ ny nanaovana izao tontolo izao » (1kor 2:7)

 

Vakiteny

Deoteoronomia : 30 : 15-20

1 Corinthiens 2 : 6-10

Matthieu 5 : 17-37